|
|
|
|

Teny iditra 1  miafatrafatra
Fototeny  2 afatrafatra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 mitomany mikiakiaka iniaraka amin' ny fihetsika miankapokapoka [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 [Provincial] to vociferate, to utter piercing cries [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  10 vociférer, se démener [1.3]
Ohatra  11  Nitomany niafatrafatra Isambilo kely fa tsy nentin' ny reniny tany an-tsena [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20