|
|
|
|

Teny iditra 1  miafitra
Fototeny  2 afitra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mijanona tsy mandeha intsony: Niafitra halina ny famantaranandroko
9 Miato miala ianona, mianina: Tohizo hatrany ny dianareo fa aza miafitra eny an-dalana
10 Mipetrapetraka, mialokaloka: Efa tapa-bolana izay no niaferan' io mahantra io teto aminay [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  11 to stay, to halt, to be arrested in one's progress. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  12 S'arrêter, être arrêté, faire halte, s'abriter: Niafitra ny famantaranandro (La montre s'est arrêtée) ~ Niafitra teny an-dalana ireo ankizy ireo (Ces enfants se sont arrêtés en chemin) ~ Aza miafitra toy izany hianao raha miteny (Ne vous arrêtez pas ainsi quand vous parlez) ~ Miafitra eto hatramy ny iray volana io mahantra io (Ce pauvre s'abrite ici depuis un mois) [1.3]

Fivaditsoratra  13 farimaty, miafitra, 14 mirifata

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20