|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  afitra
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  fiatoana, fijanonana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4  root not in use; see ato, andry, janona, tsahatra [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  5  arrêt, interruption, halte, action de s'abriter [1.3]
Haiendriteny 
6  Tsotra :
Sampanteny 
7  Matoantenin' ny mpanao :
8  Matoantenin' ny iharana :
9  Matoantenin' ny fameno :
10  Anarana :
11  Mpamaritra :

Teny iditra (2/3)12  afitra
Fototeny  13  fitra
Sokajin-teny  14  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  15  Entina mamitra, mamafa: itỳ taratasy itỳ afitra ny zaza
16  Akosoka, afaoka: aza afitra amin'ny rindrina ny tananao maloto. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  17  used of cloth, grass, etc., employed as a wiper or duster. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  18  avec quoi on essuie [1.3]
Haiendriteny 
19  Ny ankehitriny :
20  Ny lasa :
21  Ny hoavy :
22  Filaza mandidy :

Teny iditra (3/3)23  afitra
Sokajin-teny  24  anarana
Fanazavàna teny frantsay  25  Dombeya venosa Arènes (Malvaceae) et Dombeya hilsenbergii Baill. (Malvaceae). Fibres utilisées en corderies. [Betsimisaraka] [1.196]
Voambolana  26  Haizavamaniry
Anarana ara-tsiansa 

Fivaditsoratra  28  afitra, faitra, ifatra, tarifa

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31