|
|
|
|

Teny iditra1  miafitra (afitra)
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  3  Mijanona tsy mandeha intsony: Niafitra halina ny famantaranandroko [1.1]
4  Miato miala ianona, mianina: Tohizo hatrany ny dianareo fa aza miafitra eny an-dalana [1.1]
5  Mipetrapetraka, mialokaloka: Efa tapa-bolana izay no niaferan' io mahantra io teto aminay [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6  To stay, to halt, to be arrested in one's progress. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  7  S'arrêter, être arrêté, faire halte, s'abriter: Niafitra ny famantaranandro (La montre s'est arrêtée) ~ Niafitra teny an-dalana ireo ankizy ireo (Ces enfants se sont arrêtés en chemin) ~ Aza miafitra toy izany hianao raha miteny (Ne vous arrêtez pas ainsi quand vous parlez) ~ Miafitra eto hatramy ny iray volana io mahantra io (Ce pauvre s'abrite ici depuis un mois) [1.3]
Haiendriteny 
8  Ny ankehitriny :
9  Ny lasa :
10  Ny hoavy :
11  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  12  miafitra, mirifata

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20