|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  miahana
Fototeny  2  ahana
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Mijanona: Niahana taiza ianareo nony avy any Toamasina?
5  [1.78] [Sihanaka] [mihaña] mijanona, mitsahatra
Fanazavàna teny anglisy  6  [1.2] to hesitate suddenly, to falter, to pause; to lean or depend upon another.
Fanazavàna teny frantsay  7  [1.3] s’arrêter: Niahana tampoka izy nony tonga aho (Il s’est arrêté subitement lorsque je suis arrivé)
Haiendriteny 
8  Ny ankehitriny :
9  Ny lasa :
10  Ny hoavy :
11  Filaza mandidy :

Teny iditra (2/2)12  miahàna
Fototeny  13  ahana
Sokajin-teny  14  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao miahana [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  15  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  16  [1.3]

Fivaditsoratra  17  amahany, amaihan, amiahan, anahiam, anaiham, animaha, hamania, hamiana, hanamia, iahanam, ianaham, mahaina, mahiaña, manahia, manaiha, miahana, miahàna, namaiha, namiaha

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08