|
|
|
|

Teny iditra 1  miahanahana
Fototeny  2 ahanahana
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  7 mijanonjanona, miatoato raha mandeha na miteny, tsy mahatohy izay saika holazaina: Miahanahanabe ihany izy rehefa miteny [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  8 to hesitate [1.2, 1.7]
9 to waver, to fluctuate, to be perplexed. [1.2]
10 to doubt [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  11 s’arrêter souvent, faire des pauses en parlant, en marchant, hésiter: Miahanahana be ihany izy raha miteny (Il s'arrête souvent en parlant) [1.3]
12 hésiter, être dans le doute [1.8]
Mpanahaka  13  miakanakana

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22