|
|
|
|

Teny iditra 1  miahotra
Fototeny  2 ahotra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mijanona tampoka eo am-pandehanana na eo am-panaovan-javatra: Niahotra aho raha nahare ny feon' i dada tao an' efitra [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 to pause, to come to a stand, to halt. [1.2]

Fivaditsoratra  10 amotrahy, 11 hiamotra, 12 mahatory, miahotra, 13 mihaotra, 14 mihoatra, 15 miohatra, 16 mirotaha, 17 mitoraha

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20