|
|
|
|

Teny iditra 1  miaiky
Fototeny  2 aiky
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Loa-bolana ny amin' voatery hino: Miaiky ny fahaizan' Andriamanitra aho rehefa mandinika ny habakabaka sy ny biby faran' izay madinika indrindra
9 Mitsotra, mibaboka: Niaiky ny hadisoany ihany izy tamin' ny farany [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  10 to confess, as sins or faults, to acknowledge. [1.2]
11 to give in, to confess [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  12 Comme mieky [1.3#10]
13 se rendre, avouer, confesser [1.8]
Ohatra  14  vaky lainga, izany hoe ataon'ny fiainana eto an-tany miaiky fa resiny. [2.313#]
Fikambanana  15  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 2 misy ny teny how miaiky

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20