|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  miainga
Fototeny  2 ainga
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 (mitovy amin' ny Manainga) Miala amin' ny toerana iray ka mandeha: Amin' ny firy no hiainga ny fiaramanidina? [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 to rise up, to be elevated, to be raised up; to set out on a journey. [1.2]
Ohatra  10  Eo amin' ny faran' ny tanàna avaratra no miainga ny lalana mankany. [2.472#198]
Fikambanana  11  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny hoe miainga
Ohabolana  12  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/2) 13  miaingà
Fototeny  14 ainga
Sokajin-teny  15  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao miainga [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  miainga, miaingà, 16 migaina

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/18