|
|
|
|

Teny iditra1  miakanjo (akanjo)
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  3  Manao akanjo: Miakanjo mainty izy satria misaona 4  Mampiditra akanjo [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5  to dress, to be dressed in. [1.2]6  to dress onself [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7  s'habiller [1.8]
Haiendriteny 
8  Ny ankehitriny :
9  Ny lasa :
10  Ny hoavy :
11  Filaza mandidy :
Kamban-teny 
Ohabolana  13  Ohabolana misy io teny miakanjo io

Fivaditsoratra  14  komanjia, miakanjo

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20