|
|
|
|

Teny iditra 1  mialahilahy
Fototeny  2 ialahilahy
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Manao ialahy olona: Nahoana no mialahilahy kanefa tsy tezitra [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  9 tutoyer [1.3#274, 1.5]
Fikambanana  10  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny hoe mialahilahy

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20