Teny iditra miala saza
Singan-teny miala ; saza
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Manandrana kely amin' ny hanina aroso eo imason' ilay olona omena azy, toy ny fanalana ahiahy eo aminy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  [Provincial] To taste food before giving it to a stranger [1.2]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/09