|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  miala
Fototeny  2 ala
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Manala amin' ny tena: Miala tsiny, miala satroka
9 Afaka: Tsy mety miala io pentina io na sasana aza
10 Mijanona tsy ho...: Miala tsy ho ben' ny tanàna intsony, hono, Randria
11 Mihataka, mandositra: Niala maina nanao nony tsy nahavoa
12 Miainga: Miala amin' ny 4 maraina izahay rahampitso [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  13 to leave, to go away [1.2, 1.7]
14 to go out, to retire [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  15 partir, quitter un lieu [1.8]
Ohatra  16  Tsy mbola niala teo am-baravarankely ihany I Saonina... [2.470#181]
17  hiala ihany koa anefa aty aoriana. [2.472#76]
Fikambanana  18  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 53 misy ny teny how miala
Ohabolana  19  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/2) 20  mialà
Fototeny  21 ala
Sokajin-teny  22  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao miala [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  23 malay, 24 malia, miala, mialà

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/06