Teny iditra | 1 miala vazomboana |
Singan-teny | 2 miala, vazomboana |
Sokajin-teny | 3 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] misotro toaka kely indray mba hanala ny fahadontodontoana sy fahalemilemena tamin' ny fahamamoana ny omalin' iny |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07 |
![]() |