Teny iditra miala vonkina
Singan-teny miala ; vonkina
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Mamono, na tezitra ka miteny mafy sy manaram-po izaitsizy amin' izany [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Se donner du mouvement, détendre les nerfs
Agir de toutes ses forces, décharger sa colère sur quelqu'un [1.3]
Ohatra Avy niady mivady angamba, dia aty amiko no hiala vonkina! [2.528]

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/17