Teny iditra |
mialona
(alona)
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
Fanazavàna teny malagasy | Malahelo noho ny soa azon' ny sasany: Aza mialona ny havanao saingy manamanana noho ianao izy [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | To be envious, to be jealous; to envy others. [1.2]
|
| To envy, to be jealous of [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | être jaloux de, envier [1.8]
|
Ohatra | Mialona anareo izy io, ary io no namparary ny zaza.
[2.472]
|
Voambolana |
Haiendriteny |
Ny ankehitriny : |
mialona |
Ny lasa : |
nialona |
Ny hoavy : |
hialona |
|
|