|
|
|
|

Teny iditra 1  miambakambaka
Fototeny  2 ambakambàka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  7 Miambatrambatra na miakanakana eo am-pitenenana: Miambakambaka izaitsizy Rakoto rehefa miteny [1.1]
Tsipelina hafa  8 miambakavaka

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22