|
|
|
|

Teny iditra 1  miambakavaka
Fototeny  2 ambakavaka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  7 Miambatrambatra na miakanakana eo am-pitenenana: Miambakavaka izaitsizy Rakoto rehefa miteny [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  8 to stammer, to be at a loss for words [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  9 parler d'une façon embrouillée, balbutier [1.8]
Tsipelina hafa  10 miambakambaka

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22