|
|
|
|

Teny iditra 1  miambezo
Fototeny  2 ambezo
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mangataka mafy ary tsy miala raha tsy mahazo: Loza raha hiambezo Ikotokely. Jereo mangataka [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 to go about begging cravenly [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  10 demander avec instance [1.3#27]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20