|
|
|
|

Teny iditra 1  miambina
Fototeny  2 ambina
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Manara-maso na mitandrina olona na biby na zavatra napetraka eo ambany fiadidian' ny tena mba hiaro azy tsy ho simbasimba foana na hisakana azy tsy handositra: Soa ihany fa miay polisy miambina ny vohitra amin' ny alina ~ Iza no miambina ny gadra anio [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 to be on the watch, to be on guard, to keep guard; to guard, to watch. [1.2]
10 to watch, to guard [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  11 surveiller, garder [1.8]
Ohatra  12  Ny Vazahan' ny tranomilina lasa daholo, i Beomby no sisa Vazaha ao, izy sy ny mpiasany no miambina ny tanànany. [2.472#212]
13  Koa nahoana hianao no tsy niambina ny mpanjaka tomponao? [2.996]
Ohabolana  14  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  15 miambany, miambina

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21