|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  ambina
Sokajin-teny  2  anarana
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Fanazavàna teny malagasy  14 Asa atao mba hiarovana -- amin' ny fiandrasana azy -- zavatra na biby na olona, sao simba na sendra loza: Ataovy tsara ambina ny tranontsika, Rabe havako
15 Asa atao mba hisakanana biby na olona sao mandositra: Nataon-dry zalahy ratsy ambina ilay mpangalatra efa azo ka lasa nilefa indray [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  16 watch, guard, patrol. See andry [1.2]
17 a watch, a guard [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  18 action de garder, de surveiller [1.8]
Ohatra  19  Izy no nanao tsara ambina ny vavatany avy tao andrefana. [2.508#313]
Fikambanana  20  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 3 misy ny teny hoe ambina
Ohabolana  21  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/2) 22  ambina
Sokajin-teny  23  anarana
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Fanazavàna teny malagasy  32 Zara tsara, vintana tsara [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  33 used in the following: ambinina, manambina [1.2]

Fivaditsoratra  34 ambany, ambina

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21