| Teny iditra | 1 miamboho |
| Fototeny | 2 voho |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Haiendriteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
8 Manatodika ny lamosina any amin' ny...: Miamboho olona
9 Mandositra: Nodorambelona ireo niamboho fahavalo 10 Maty, raha mpanjaka no tenenina: Tamin' ny taona... no niamboho ny mpanjaka Ra... [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
11 to turn the back on; to die (of the (sovereign)
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
12 tourner le dos; mourir (en parlant du souverain)
[1.8] |
| Ohatra |
13 Vao re fa niamboho Radama, dia namonjivonjy nibory daholo ny olona, sahala amin' ny mahazatra.
[2.472#110]
14 Ary raha miamboho iny mpanjaka mpandova iny, ka misy mandova kosa aly aoriana ary aseho amy ny ambaniandro, aseho Andohalo: [2.48#126] |
| Fikambanana | 15 Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 6 misy ny teny hoe miamboho |
| Ohabolana | 16 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | miamboho, 17 mihomboa |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21 |
|