|
|
|
|

Teny iditra 1  miampy
Fototeny  2 ampy
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mitombo, mihabe: Niampy indray ny mpianatra taona ito
9 Mitovana: Tsy nety aho raha tsy niampy 10 sm ilay lamba novinidiko [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  10 to grow larger or greater in number or quantity. [1.2]
11 to increase in number or quantity; to increase by so much [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  12 augmenter de tant, augmenter en nombre, en quantité [1.8]
Ohatra  13  Indrindra raha efa miampy ti-fahampiana amin-javatra hafa izany, ary koa miaraka amin' asa mafy. [2.472#125]
14  Tsy mangatsiaka anefa izy satria tsara takona ihany koa ireo lamba roa ifonosany miampy ny akanjo malabary eny an-kodiny. [2.470#151]
Ohabolana  15  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  miampy, 16 mipamy

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21