Teny iditra | 1 mian~ |
Sokajin-teny | 2 tovona |
Fanazavàna teny malagasy |
3 Tovona fanaovana matoanteny enti-milaza toerana aleha: Mianala, mianatsimo [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
4 prefix used to form verbs which typically indicate direction or tendency, as: mianavàratra, to go to the north; miantsena, to go to market [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
5 préfixe verbal placé devant plusieurs racines, exprime ordinairement le mouvement vers: mianavaratra (aller au nord) [1.3] |
Haiendriteny |
|
Fivaditsoratra | 7 main', mian~, mina |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |