Teny iditra miana (ana)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny anglisy To carry something on one's shoulders, as a sack. (Prov.) [1.2]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : miana
Ny lasa : niana
Ny hoavy : hiana

Teny iditra miaña
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  [Tanala] Zavatra mipoitra ka misitrika ary tsy mipoitra indray raha tsy elaela [1.78]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31