Teny iditra |
ana
|
Sokajin-teny | mpamaritra
|
Fanazavàna teny malagasy | Tsy afaka miaina tsara noho ny hasemporana niakatra fiakarana na
nihazakazaka mafy: Ana aho vao nahafaka ny rihana efatra mankatỳ aminareo [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | Faint, exhausted, from hunger, cold, or toil; embarrassed. [1.2]
|
Fanazavàna teny frantsay | Essoufflé, hors d'haleine, épuisé, fatigué, transi de froid [1.3]
|
|
Teny iditra |
ana
|
Sokajin-teny | mpampiankin-teny
|
Fanazavàna teny malagasy | Teny mpampiankina enti-milaza tompon-javatra izay ao anaty antokon' olona malalaka: Ana Malagasy itỳ trano itỳ fa Vazaha no mipetraka ao [1.1]
|
Fanazavàna teny frantsay | Comme an (any); avec régime indéterminé, sans article: An'iza ireo kotra ireo ? -- Ana miaramila nandalo teto (À qui sont ses gibernes ? -- À des soldats qui ont passé par là) [1.3]
|
|
Teny iditra |
ana
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny frantsay | [Vezo]
Idée de possession [1.68]
|
Sampanteny |
|
Teny iditra |
ana
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | [Sihanaka]
vary
[1.78]
|
Voambolana |
|
Teny iditra |
ana
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
Fanazavàna teny malagasy | [Taimoro]
miantsoroka
[1.78]
|
Tovy hevitra | |
|
Teny iditra |
anà
|
Sokajin-teny | mpisolo anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | [Betsimisaraka]
anao
[1.78]
|
Tsanganana sy sary iray takila |
|
|
Teny iditra |
~ana
|
Sokajin-teny | tovana
|
|
Teny iditra |
a~na
|
Sokajin-teny | tsirinteny saradroa
|
|
Teny iditra |
Anà
|
Sokajin-teny | anaran-tsamirery (ara-baiboly)
|
Fanazavàna teny anglisy | Anah [2.996]
|
Fanazavàna teny frantsay | Ana [2.996]
|
Voambolana |
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly |
|