|
|
|
|

Teny iditra1  mianara
Fototeny  2  anatra
Sokajin-teny  3  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mianatra
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5  learn, study [1.26#19]
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.3]
Ohatra  7  Mamakia boky betsaka, mianara mikaly soratra tsara. [2.643#]
8  Niteny taminay ny Ministra : « mianara tsara hianareo hoy izy. [2.332#]
Tsanganana sy sary iray takila  9  Ny matoantenin' ny mpanao mandidy rehetra

Fivaditsoratra  10  amirana, manaira, manaria, maraina, mianara, miarana, miaràna

Nohavaozina tamin' ny 2021/12/13