|
|
|
|

Teny iditra 1  mianatra
Fototeny  2 anatra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
8  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  9 Manao izay hahaizana zavatra iray: Mianatra marika izahay isan-kariva
10 Maka tahaka, manao sahala amy: Mianatra ny fitenin' i nenibe Ikoto ka mampihomehy erỳ [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  11 to learn, to study, to receive instruction; to gain knowledge of, to imitate, to mimic. The causative of this (mampianatra) means to teach. [1.2]
12 to learn; to imitate; to go to school [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  13 apprendre; aller à l'école; imiter [1.8]
Ohatra  14  Fa angaha ialahy tsy mianatra tsara? [2.472#13]
15  Ny fiainan-dry zalahy ireo dia mianatra amin' ny antoandro fa ny maro aminy miasa alina. [2.471#41]
Voambolana  16  Fianarana
Ohabolana  17  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  18 maiñatra, 19 manaitra, 20 manitara, 21 matriaña, mianatra, 22 miatrana, 23 mitaraña, mitarana

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/19