Teny iditra | 1 mianara (anatra) |
Sokajin-teny | 2 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mianatra |
Fanazavàna teny malagasy |
[1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
3 learn, study [1.26#19] |
Fanazavàna teny frantsay |
[1.3] |
Ohatra |
4 Mamakia boky betsaka, mianara mikaly soratra tsara. [2.643#] 5 Niteny taminay ny Ministra : « mianara tsara hianareo hoy izy. [2.332#] |
Tsanganana sy sary iray takila |
6 Ny matoantenin' ny mpanao mandidy rehetra |
Fivaditsoratra | 7 amirana, manaira, manaria, maraina, mianara, miarana, miaràna |
Nohavaozina tamin' ny 2021/12/13 |