|
|
|
|

Teny iditra 1  mianatsimo
Fototeny  2 anatsimo
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mandeha mankany atsimo
9 Mampitodika any atsimo: Nolazain' ny ntaolo fa ny mpamosavy no mianatsimo loha [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  10 to go to the south [1.2, 1.7]
Fanazavàna teny frantsay  11 aller vers le sud [1.8]
Ohatra  12  dia miezaha ialahy mianatsimo ihany ho tazan'ny mpanenjika [2.588#]
13  Hadilanana mianatsimo sy mianavaratra no nahitany an-dRazay [2.324#]
Voambolana  14  Toerana
Mpanahaka  15  mianavaratra, 16  miankandrefana, 17  miantsinanana
Fikambanana  18  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 2 misy ny teny hoe mianatsimo
Ohabolana  19  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  20 maintimaso, mianatsimo

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22