Teny iditra (1/2) | 1 miankandrefana |
Fototeny | 2 ankandrefana |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 Mandeha mankany andrefana [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
5 to go to the west, or westwards [1.2] |
Fanazavàna teny frantsay |
6 aller vers l'ouest [1.3#40] |
Voambolana |
7 Toerana |
Haiendriteny |
|
Mpanahaka | 12 mianavaratra, mianatsimo, miantsinanana |
Kamban-teny |
|
Teny iditra (2/2) | 16 miankandrefàna |
Fototeny | 17 ankandrefana |
Sokajin-teny | 18 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao miankandrefana [Fitanisana] |
Fanazavàna teny anglisy |
19 [1.2] |
Fivaditsoratra | 20 iankandrefanam, miankandrefana, miankandrefàna |
Nohavaozina tamin' ny 2023/09/25 |