|
|
|
|

Teny iditra 1  miandalana
Fototeny  2 andalana
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mandeha manaraka ambaratonga: Tokony hatao miandalana ny fampianarana ny ankizy
9 Tsikelikely: Mihatsara miandalana ny marary [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  10 to increase or diminish by degrees, to increase or decrease gradually, to abate gradually; to be arranged, to be in order. [1.2]
11 to increase by degrees; by degrees, as one goes along [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  12 se ralentir, diminuer, augmenter graduellement, être par rangées [1.3#38]
13 changer petit à petit; chemin faisant; en cours de route [1.8]
Fikambanana  14  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 3 misy ny teny hoe miandalana
Ohabolana  15  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  16 manadilàna, manadilana, miandalana

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/18