|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  andalana
Fototeny  2  lalana
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Laharana: Ataovy dimy andalana ireto dabilio ireto
Laharan-tsoratra: Isao mby andalana firy isantakila amin' itỳ boky itỳ/ Rehefa miova andalana dia soratana atao sora-baventy ny tarehin-tsoratra voalohany amin' ny teny voalohany
Ambaratonga, zanatohatra: Misy andalana sivy ny gradin' ny miaramila
Karazana: Maro andalana ny fakampanahy
5  [1.13] fitambaran'ny teny mifanesy ao amin'ny tsipika iray
Fanazavàna teny anglisy  6  [1.2] Arrangement in rows; different, various (as to kinds).
Fanazavàna teny frantsay  7  [1.3] rangée, un rang, lignes, sillons: Ataovy andalana telo ireo tavoahangy ireo (Faites trois rangées de ces bouteilles) ~ Andalan-tsoratra firy no ao? (Combien y a-t-il là de lignes d'écriture?)
8  [1.13] ligne, vers
Haiendriteny 
9  Tsotra :
Sampanteny 
10  Matoantenin' ny mpanao :
11  Matoantenin' ny iharana :
12  Matoantenin' ny fameno :
13  Anarana :
14  Tambinteny :
Kamban-teny 

Teny iditra (2/3)32  an-dalana
Fototeny  33  ana, lalana
Sokajin-teny  34  tambinteny [Fitanisana]
Fanazavàna teny frantsay  35  [1.3] dans le chemin, en route
Ohatra  36  Ataoko telo andalana ity fanjakana ity. [2.508#]
37  ny paikan' andalana, mitsaikontsaikona; [2.314#]
38  Mafana aoka izany ny fony mamaky teny andalana vitsivitsy ao. [2.499#]
Kamban-teny 

Teny iditra (3/3)41  andalana
Fototeny  42  lala
Sokajin-teny  43  matoantenin' ny fameno
Fanazavàna teny frantsay  44  [1.3#375]
Haiendriteny 
45  Ny ankehitriny :
46  Ny lasa :
47  Ny hoavy :
48  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  49  alandana, anadalan, an-dalana, andalana, nanadala

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/15