|
|
|
|

Teny iditra1  miandalandalana
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Mandroso tsikelikely: Efa mihatsara miandalandalana ny manavy
Ohatra  4  [1.3#38] miandalandalana ny tazo (La fièvre diminue petit à petit)
5  [2.499] Tany am-pony kosa, ilay ratra tsy fidiny no nandò miandalandalana ny fifaliany!
6  [2.296] Ary ny manatona azy sy ny mivavaka aminy sy ny manatitra zavatra aminy izay asainy atao dia tonga fanaon' ny olona miandalandalana, dia tonga fanaon' ny olon-drehetra.
Fototeny  7  andalandalana
Haiendriteny 
8  Ny ankehitriny :
9  Ny lasa :
10  Ny hoavy :
11  Filaza mandidy :

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11