|
|
|
|

Teny iditra 1  miandoha
Fototeny  2 loha
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  7 Miantomboka: Efa miandoha ny lohataona ka mitsimoka ny ahitra [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  8 to commence, to begin [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  9 avoir sa source, son commencement à; commencer [1.8]

Fivaditsoratra  10 andamohy, miandoha, 11 oman-dahy

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20