|
|
|
|

Teny iditra 1  miandraikitra
Fototeny  2 andraikitra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Miantoka, manana adidy amy: Iza no miandraikitra ny fandrosoan' ny firenena? [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 to be responsible for, to have in charge. [1.2]
10 to be responsible for [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  11 avoir la charge, la responsabilité de [1.8]
Ohatra  12  Angamba miaramila miandraikitra ny fiambenana ny tranomilina io. [2.472#209]
Fikambanana  13  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 2 misy ny teny hoe miandraikitra

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20