|
|
|
|

Teny iditra 1  andraikitra
Fototeny  2 raikitra
Sokajin-teny  3  anarana
Haiendriteny 
4  Tsotra :
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Fanazavàna teny malagasy  9 Zavatra tsy maintsy atao ho fiadidiana olona na zavatra ka ny tena no tompon' antoka aminy: Andraikitry ny ray aman-dreny ny mamelona ny zanany
10 adidy [1.1]
11 izay andrandrain'ny fiaraha-monina misy azy amin'olona iray noho ny sata mifehy sy ny anjara asany [1.13]
Fanazavàna teny anglisy  12 something held in one's charge, that for which one is responsible. See raikitra, and adidy. [1.2]
13 responsibility; a charge; [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  14 responsabilité, charge [1.8, 1.13]
15 rôle [1.13]
Ohatra  16  Hanomboka rahampitso maraina indray ny herinandro hamonjen'ny tsirairay avy ny adidy sy andraikitra sahaniny [2.470]
17  Saingy andraikitro izany ka tsy azoko ialana [2.472]
Fikambanana  18  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 3 misy ny teny hoe andraikitra
Ohabolana  19  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21