|
|
|
|

Teny iditra1  miangatra
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Tsy manao araka ny rariny amin' ny fizarana tombon-tsoa na amin' ny fitsarana: Mahagaga fa misy ray aman-dreny miangatra amin' ny zanany sasany, ka manome azy ireo betsaka noho ny hafa, amin' ny fizaram-pananana
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.2] to show partiality, to be partial, to act or use unfairly, to praise falsely.
5  [1.7] to deal unfairly, to discriminate
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.3#45, 1.8] faire des partialités, des préférences
Ohatra  7  [2.48] Ny tantara tsy miangatra:
8  [2.472] miangatra raha milaza fa Ingahy Ramiandrisoa, olona mpanankarena, no irery nanararao-paty toy izany.
Fototeny  9  angatra
Haiendriteny 
10  Ny ankehitriny :
11  Ny lasa :
12  Ny hoavy :
13  Filaza mandidy :
Mpanahaka  14  mifidy tavan' olona, manao mizana tsindriana ila, manao mpitsara be kibo, manao zanaka anaty fo maharary, manisy hodi-tsirany sy hodi-peny, manao loa-bary mitahy vady, manisy tombo sy hala, manao atody mafana ila
Kamban-teny 
Ohabolana  16  Ohabolana misy io teny miangatra io

Fivaditsoratra  17  miangatra, tarimanga

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21