|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  miangona
Fototeny  2 angona
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mivory amin' ny toerana iray: Niangona tao an-tokotanibe ny fokonolona
9 Mihandrona, mikambana: Miangona eto amin' ity lempona ity ny rano
10 Mivavaka any am-piangonana: Lasa niangona i dada sy i neny [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  11 to assemble, to congregate [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  12 se réunir, s'assembler [1.3]

Teny iditra (2/2) 13  miangona
Fototeny  14 angona
Sokajin-teny  15  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao miangona [Fitanisana]

Fivaditsoratra  16 amingano, 17 amongany, 18 manaingo, 19 manionga, 20 miangano, miangòna, miangona, 21 miongàna, miongana, 22 mongaina

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/07