|
|
|
|

Teny iditra 1  mianjady
Fototeny  2 anjady
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 manaram-po sy miala liana amin' ny sakafo
9 Mamely mafy: Tsy tambo isaina ny fahortana mianjady amin' ny olombelona [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  10 to befall, to happen to someone [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  11 tomber sur, arriver à (se dit des malheurs) [1.8]
Ohatra  12  Fahoriana sy fahantrana hatrany no tsy mitsaha-mianjady amintsika [2.470#145]
Fikambanana  13  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny hoe mianjady

Fivaditsoratra  mianjady, 14 mijadìna, mijadina

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/19