|
|
|
|

Teny iditra 1  miankarapoka
Fototeny  2 karapoka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mianjera na lavo tampoka: Fanina izy ka niankarapoka tamin' ny tany [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 to fall down at full length [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  10 tomber de tout son long [1.8]
Tovy hevitra  11 mikarapoka

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22