|
|
|
|

Teny iditra 1  mikarapoka
Fototeny  2 karapoka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mianjera na lavo tampoka: Fanina izy ka niankarapoka tamin' ny tany [1.1]
Ohatra  9  Na dia lavo aza izy, tsy dia mikarapoka, fa Jehovah no mitantana azy. [2.996#23.037.024]
Tsipelina hafa  10 miankarapoka

Fivaditsoratra  mikarapoka, 11 mikorapaka, 12 mpikaraoka

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22