|
|
|
|

Teny iditra1  miankin-drindrina irery
Singan-teny  2  miankina, rindrina, irerỳ
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] enti-milaza ny vehivavy mihetsi-jaza izay tsy azon'ny hafa ampiana na dia misy maharary sy manaintaina aza -- teny enti-mahatsiahy ny fijaliana entin'ny reny rehefa miteraka

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07