|
|
|
|

Teny iditra 1  rindrina
Sokajin-teny  2  anarana
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  20 Fefy biriky na vato atao vatan'ny trano: Manao trano ry Rakoto, ka efa mitsangana ny rindrina. /Feno sary ny rindrin-dry zareo ato avaratra
21 Fanakatonana varavarana: Tsy tsara rindrina ny varavarankely ka idiran'ny rivotra
22 Enti-milaza koa ny tsy fivohana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  23 the wall of a house [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  24 mur d'une maison, clôture [1.8]
Fikambanana  25  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 18 misy ny teny hoe rindrina
Ohabolana  26  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  rindrina, 27 rinindra

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21