|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  miantra
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Mangoraka, mihetsi-po hamonjy na hanampy: Fatra-piantra ny mahantra izy
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.2] to be compassionate, to be tender; to compassionate, to pity, to sympathize with; to give alms to.
5  [1.7] to have compassion on, to give help to
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.8] avoir pitié de, faire l'aumône;
Ohatra  7  [2.5] Iza moa ianao izay miantra ahy ankehitriny?
8  [2.472] Toy izany koa, mba mahay mampiseho fitiavana sy mahalala miantra.
Fototeny  9  antra
Haiendriteny 
10  Ny ankehitriny :
11  Ny lasa :
12  Ny hoavy :
13  Filaza mandidy :

Teny iditra (2/2)14  miantrà
Sokajin-teny  15  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao miantra [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  16  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  17  [1.3]
Fototeny  18  antra

Fivaditsoratra  19  atranim, iantram, manitra, miantrà, miantra, namitra, nitaram, ranitam, taranim

Nohavaozina tamin' ny 2025/04/19