|
|
|
|

Teny iditra 1  miantsoroka
Fototeny  2 soroka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mandray ho adidy, miandraikitra: I Bevan no niantsoroka ny fampianarana ny ankizy teto voalohany [1.1]
Ohatra  9  Ny tontolo ankehitriny dia manaiky an' izao fahasahiana sy fanandramana rehetra izao, rehefa mety ho olona dia samy miantsoroka raharaha manokana avokoa. [1.369#]
10  Indreny vehivavy mibaby zaza, antitra mitrotro kilonga, lehilahy miantsoroka entana, maratra midridridridry isak' izay mandingana no aloka novinaniana niserana toa matoatoa teo anoloan' izy mianaka. [2.5]
Fikambanana  11  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny hoe miantsoroka

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20