Teny iditra miapanapana ohatra ny akoho voakapoka
Singan-teny miapanapana ; ohatra ; akoho ; voakapoka
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Tsy mahita izay hatao na haleha mihitsy [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/04/29