|
|
|
|

Teny iditra 1  miaraka
Fototeny  2 araka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Tsy misaraka: Miaraka foana Rassolo sy Rabe
9 Miray amin' ny: Aza miaraka amin' ny naman-dratsy
10 (fanao matoanteny mpanampy): indray manao, samy mandeha na samy manao zavatra: Niara-nilalao izahay fahiny ~ Miara-komana ry zareo [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  11 to accompany [1.2, 1.7]
12 to go together, to associate [1.2]
13 to go with [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  14 accompagner [1.8]
Fikambanana  15  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 15 misy ny teny hoe miaraka
Ohabolana  16  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  17 amarika, 18 mariaka, 19 miakara, miaraka

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21