Teny iditra | 1 miarina |
Fototeny | 2 arina |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Mijoro na mipetraka tsara tsy mihilana na mirona: Aoka izao fa efa miarina tsara izao ny andry Miala amin' ny fahalavoana, mitombina: Tsy mbolo afa-miarina ihany ilay omby lavo an-havia aninaraina Mifoha ka miala avy ao am-pandriana: Efa miarina izy ao nefa mbola tsy mandray olona Misondrotra, afaka amin' ny fahavoazana: Tsy anerany loatra ny fahavoazany taondasa ka gaga daholo ny olona nahita azy niarina sahady |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.2, 1.7] to sit up; to be erect 6 [1.2] to rise up as one in bed |
Fanazavàna teny frantsay |
7 [1.3#62, 1.8] être d’aplomb 8 [1.3#62] être de niveau, sur son séant, se relever, rétablir ses affaires. 9 [1.8] se mettre sur son séant |
Ohatra |
10 antoandrotoandro ihany vao miarina ny maraina ary manara-po amin' ny torimasobe mahakamokamo, nony avy misakafo. [2.470] 11 miarina amy ny adijady, mifandratra amy ny alakaosy. [2.48] |
Haiendriteny |
|
Kamban-teny |
|
Ohabolana | 22 Ohabolana misy io teny miarina io |
Fivaditsoratra | 23 amariny, amirany, aniriam, maniria, miarina, miriana, niariam |
Nohavaozina tamin' ny 2024/03/01 |