|
|
|
|

Teny iditra1  miarina
Fototeny  2  arina
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4  Mijoro na mipetraka tsara tsy mihilana na mirona: Aoka izao fa efa miarina tsara izao ny andry
5  Miala amin' ny fahalavoana, mitombina: Tsy mbolo afa-miarina ihany ilay omby lavo an-havia aninaraina
6  Mifoha ka miala avy ao am-pandriana: Efa miarina izy ao nefa mbola tsy mandray olona
7  Misondrotra, afaka amin' ny fahavoazana: Tsy anerany loatra ny fahavoazany taondasa ka gaga daholo ny olona nahita azy niarina sahady [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  8  to sit up; to be erect [1.2, 1.7]
9  to rise up as one in bed [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  10  être d’aplomb [1.3#62, 1.8]
11  être de niveau, sur son séant, se relever, rétablir ses affaires. [1.3#62]
12  se mettre sur son séant [1.8]
Ohatra  13  antoandrotoandro ihany vao miarina ny maraina ary manara-po amin' ny torimasobe mahakamokamo, nony avy misakafo. [2.470]
14  miarina amy ny adijady, mifandratra amy ny alakaosy. [2.48]
Haiendriteny 
15  Ny ankehitriny :
16  Ny lasa :
17  Ny hoavy :
18  Filaza mandidy :
Kamban-teny 

Fivaditsoratra  24  amariny, amirany, aniriam, maniria, miarina, miriana, niariam

Nohavaozina tamin' ny 2024/03/01